Teny iditra | telozodrirana mahitsizoro | |
Singan-teny | telozodrirana ; mahitsizoro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana goba ny rirany 12 tsy mitovy halava ary ny tavany rehetra mahitsizoro [1.1] | |
Voambolana | Matematika: rafitsary | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |